|
|
|
|

Teny iditra1  mandoa trosa
Sokajin-teny  2  kambanteny
Voambolana  3  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Fanazavàna teny malagasy  4  Mamerina ny vola trosa, mandoa ny vola nosamborina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  Expier, c' est payer sa dette. [2.415#6415]6  payer une dette 7  figuré: expier [1.3]
Ohatra  8  Indrindra izaho mbola mandoa trosa ity. [2.4]
Tovy hevitra  9  manefa trosa
Singan-teny  10  mandoa, trosa

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16